Asan’ny Apostoly 7:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 “Teo amin’ny razantsika tany an-tany efitra ny tranolain’ny vavolombelona, araka ny didin’Andriamanitra tamin’izy niteny tamin’i Mosesy mba hanao tranolay araka ny modely hitany.+ Apokalypsy 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary novohana ny toerana masin’ny tempolin’Andriamanitra tany an-danitra,+ ka tazana tao+ ilay Vata+ misy ny fifanekena. Dia nisy tselatra sy feo sy kotroka sy horohoron-tany ary havandra vaventy.
44 “Teo amin’ny razantsika tany an-tany efitra ny tranolain’ny vavolombelona, araka ny didin’Andriamanitra tamin’izy niteny tamin’i Mosesy mba hanao tranolay araka ny modely hitany.+
19 Ary novohana ny toerana masin’ny tempolin’Andriamanitra tany an-danitra,+ ka tazana tao+ ilay Vata+ misy ny fifanekena. Dia nisy tselatra sy feo sy kotroka sy horohoron-tany ary havandra vaventy.