Apokalypsy 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hitako fa nisy famantarana+ hafa tany an-danitra, sady lehibe no mahagaga, dia anjely fito+ nanana ny loza fito.+ Ireo no loza farany, satria hotanterahina hatramin’ny farany+ amin’ny alalan’ireo ny fahatezeran’Andriamanitra.+
15 Ary hitako fa nisy famantarana+ hafa tany an-danitra, sady lehibe no mahagaga, dia anjely fito+ nanana ny loza fito.+ Ireo no loza farany, satria hotanterahina hatramin’ny farany+ amin’ny alalan’ireo ny fahatezeran’Andriamanitra.+