Apokalypsy 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nahita seza fiandrianana fotsy lehibe aho, ary hitako ilay nipetraka teo amboniny.+ Nandositra tsy ho eo anatrehany ny tany sy ny lanitra,+ ary tsy nisy toerana ho azy ireo.
11 Ary nahita seza fiandrianana fotsy lehibe aho, ary hitako ilay nipetraka teo amboniny.+ Nandositra tsy ho eo anatrehany ny tany sy ny lanitra,+ ary tsy nisy toerana ho azy ireo.