“‘“Miverena ry Israely mpikomy ô”, hoy i Jehovah.’+ ‘“Fa tsy ho vinitra aminareo aho,+ satria tsy mivadika aho”,+ hoy i Jehovah.’ ‘“Tsy ho tezitra mandritra ny fotoana tsy voafetra aho.+
4 Iza no tsy hatahotra anao,+ Jehovah ô,+ ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao,+ satria ianao irery ihany no tsy mivadika?+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”+