Efesianina 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tao amin’izany mantsy no nandehananareo taloha, araka an’ity tontolo ity*+ sy araka an’ilay mpitondra+ ny fahefan’ny rivotra, dia ny toe-tsaina+ izay miasa ankehitriny ao amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.+ Efesianina 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Isika mantsy tsy mitolona+ amin’ny nofo aman-dra, fa amin’ireo fanjakana+ sy fahefana+ sy mpanjakan’izao+ tontolo anaty haizina izao, ary amin’ireo fanahy ratsy+ any amin’ny faritry ny lanitra.
2 Tao amin’izany mantsy no nandehananareo taloha, araka an’ity tontolo ity*+ sy araka an’ilay mpitondra+ ny fahefan’ny rivotra, dia ny toe-tsaina+ izay miasa ankehitriny ao amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.+
12 Isika mantsy tsy mitolona+ amin’ny nofo aman-dra, fa amin’ireo fanjakana+ sy fahefana+ sy mpanjakan’izao+ tontolo anaty haizina izao, ary amin’ireo fanahy ratsy+ any amin’ny faritry ny lanitra.