Isaia 66:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Misy tabataba avy ao an-tanàna, ary misy feo avy ao an-tempoly!+ Izany dia feon’i Jehovah izay mamaly ny fahavalony araka ny sahaza azy.+ Apokalypsy 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nahare feo mafy+ avy tao amin’ilay toerana masina aho, nanao tamin’ireo anjely fito hoe: “Andeha araraho eny amin’ny tany ny ao anatin’ny vilia fiton’ny fahatezeran’Andriamanitra.”+
6 Misy tabataba avy ao an-tanàna, ary misy feo avy ao an-tempoly!+ Izany dia feon’i Jehovah izay mamaly ny fahavalony araka ny sahaza azy.+
16 Ary nahare feo mafy+ avy tao amin’ilay toerana masina aho, nanao tamin’ireo anjely fito hoe: “Andeha araraho eny amin’ny tany ny ao anatin’ny vilia fiton’ny fahatezeran’Andriamanitra.”+