Isaia 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Iny misy kalesin’ady mitondra olona sady tarihin’ny soavaly roa!”+ Hoy koa izy: “Nianjera, nianjera i Babylona,+ ary vaky miparitaka amin’ny tany daholo ny sary sokitra izay andriamaniny!”+ Jeremia 51:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nianjera tampoka i Babylona, ka torotoro.+ Aoka ianareo hidradradradra noho ny aminy.+ Makà balsama fa manaintaina izy,+ sao mba mety ho sitrana ihany izy.” Apokalypsy 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nisy anjely hafa faharoa avy eo, nanao hoe: “Nianjera, nianjera+ i Babylona+ Lehibe, ilay nampisotro ny firenena rehetra ny divain’ny+ fahatezeran’ny fijangajangany!”+
9 Iny misy kalesin’ady mitondra olona sady tarihin’ny soavaly roa!”+ Hoy koa izy: “Nianjera, nianjera i Babylona,+ ary vaky miparitaka amin’ny tany daholo ny sary sokitra izay andriamaniny!”+
8 Nianjera tampoka i Babylona, ka torotoro.+ Aoka ianareo hidradradradra noho ny aminy.+ Makà balsama fa manaintaina izy,+ sao mba mety ho sitrana ihany izy.”
8 Ary nisy anjely hafa faharoa avy eo, nanao hoe: “Nianjera, nianjera+ i Babylona+ Lehibe, ilay nampisotro ny firenena rehetra ny divain’ny+ fahatezeran’ny fijangajangany!”+