Ezekiela 27:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘“I Tarsisy+ no nifanaovanao raharaham-barotra, noho ny hamaroan’ny zava-tsarobidy isan-karazany.+ Ny entam-barotrao no nomenao ho takalon’ny volafotsy sy vy sy firapotsy ary firamainty avy any aminy.+
12 “‘“I Tarsisy+ no nifanaovanao raharaham-barotra, noho ny hamaroan’ny zava-tsarobidy isan-karazany.+ Ny entam-barotrao no nomenao ho takalon’ny volafotsy sy vy sy firapotsy ary firamainty avy any aminy.+