Jeremia 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hofoanako tsy hisy eo amin’izy ireo ny feon’olona mifaly sy miravoravo,+ ny feon’ny mpampakatra sy ny ampakarina,+ ny feon’ny vato fikosoham-bary,*+ ary ny hazavan’ny jiro.+
10 Ary hofoanako tsy hisy eo amin’izy ireo ny feon’olona mifaly sy miravoravo,+ ny feon’ny mpampakatra sy ny ampakarina,+ ny feon’ny vato fikosoham-bary,*+ ary ny hazavan’ny jiro.+