1 Tesalonianina 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 satria ny Tompo mihitsy amin’izay no hidina avy any an-danitra+ ka hanome baiko mafy amin’ny feon’arkanjely+ sady hihazona ny trompetran’Andriamanitra.+ Koa izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany.+
16 satria ny Tompo mihitsy amin’izay no hidina avy any an-danitra+ ka hanome baiko mafy amin’ny feon’arkanjely+ sady hihazona ny trompetran’Andriamanitra.+ Koa izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany.+