Matio 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nirahiny ny mpanompony hiantso an’ireo nasaina ho amin’ilay fanasambe,+ kanefa tsy nety ireo nasaina.+ Lioka 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary naniraka ny mpanompony izy tamin’ny fotoanan’ny sakafo hariva mba hilaza tamin’ny nasaina hoe: ‘Tongava+ fa efa vonona ny sakafo.’
3 Ary nirahiny ny mpanompony hiantso an’ireo nasaina ho amin’ilay fanasambe,+ kanefa tsy nety ireo nasaina.+
17 Ary naniraka ny mpanompony izy tamin’ny fotoanan’ny sakafo hariva mba hilaza tamin’ny nasaina hoe: ‘Tongava+ fa efa vonona ny sakafo.’