Jaona 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tonga nofo àry ny Teny,+ ary nonina teo amintsika, ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra tahaka ny an’ny zanaka lahitokan’ny+ ray. Feno hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy fahamarinana+ izy. Apokalypsy 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ary soraty izao ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Laodikia:+ Izao no lazain’ny Amena,+ ilay vavolombelona+ mendri-pitokisana+ sy marina,+ ilay fiandohan’ny zavatra noforonin’Andriamanitra:+
14 Tonga nofo àry ny Teny,+ ary nonina teo amintsika, ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra tahaka ny an’ny zanaka lahitokan’ny+ ray. Feno hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy fahamarinana+ izy.
14 “Ary soraty izao ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Laodikia:+ Izao no lazain’ny Amena,+ ilay vavolombelona+ mendri-pitokisana+ sy marina,+ ilay fiandohan’ny zavatra noforonin’Andriamanitra:+