Hebreo 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 sy Jesosy ilay mpanelanelana+ amin’ny fifanekena vaovao;+ ary ny ra nafafy+ izay miteny tsara kokoa noho ny ran’i Abela.+ 1 Petera 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 araka ny efa fantatr’Andriamanitra Ray mialoha,+ sy noho ny fanamasinan’ny fanahy,+ eny, voafidy mba hankatò sy hofafazana+ ny ran’i Jesosy Kristy.+ Hampitomboina anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana ho azonareo!+
24 sy Jesosy ilay mpanelanelana+ amin’ny fifanekena vaovao;+ ary ny ra nafafy+ izay miteny tsara kokoa noho ny ran’i Abela.+
2 araka ny efa fantatr’Andriamanitra Ray mialoha,+ sy noho ny fanamasinan’ny fanahy,+ eny, voafidy mba hankatò sy hofafazana+ ny ran’i Jesosy Kristy.+ Hampitomboina anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana ho azonareo!+