Apokalypsy 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ilay anjely+ izay nijinja ny tany tamin’ny antsy fijinjany sy nanangona ny voaloboky+ ny tany, dia nanipy mafy izany tao amin’ny famiazam-boaloboka lehibe, dia ny fahatezeran’Andriamanitra.+
19 Ary ilay anjely+ izay nijinja ny tany tamin’ny antsy fijinjany sy nanangona ny voaloboky+ ny tany, dia nanipy mafy izany tao amin’ny famiazam-boaloboka lehibe, dia ny fahatezeran’Andriamanitra.+