Apokalypsy 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahadimy. Ary hitako fa nisy kintana+ avy any an-danitra nilatsaka tetỳ an-tany, ary nomena azy io ny lakilen’ny+ lavaka mangitsokitsoka.+
9 Ary nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahadimy. Ary hitako fa nisy kintana+ avy any an-danitra nilatsaka tetỳ an-tany, ary nomena azy io ny lakilen’ny+ lavaka mangitsokitsoka.+