FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tesalonianina 3
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

1 Tesalonianina 3:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 17:15

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

1 Tesalonianina 3:2

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 16:1; Ro 16:21; 1Ko 16:10
  • +Mt 24:14; 2Te 1:8; Ap 14:6

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/5/2009, p. 14

    1/1/1987, p. 10-11

  • Fanondroana Boky

    w09 15/5 14

1 Tesalonianina 3:3

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 14:22; Ef 3:13
  • +1Ko 4:9; 1Pe 2:21

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

1 Tesalonianina 3:4

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Te 2:5
  • +As 20:23
  • +1Te 2:14

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

1 Tesalonianina 3:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Te 3:2
  • +Mt 4:3; 1Ko 7:5; 2Ko 11:3
  • +1Ko 15:58; Ga 4:11; Fi 2:16

1 Tesalonianina 3:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 18:5
  • +Ro 13:8; Jk 2:8; 1Pe 1:22
  • +Fi 1:8

1 Tesalonianina 3:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 7:6
  • +2Te 1:4

1 Tesalonianina 3:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 11:20; 1Ko 15:1; Fi 4:1

1 Tesalonianina 3:9

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Fi 2:2

1 Tesalonianina 3:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ti 1:3
  • +2Te 1:3; Jd 20

1 Tesalonianina 3:11

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Te 2:16

1 Tesalonianina 3:12

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Te 1:3
  • +1Te 4:9; 2Pe 1:7

1 Tesalonianina 3:13

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 1:8; Fi 1:10
  • +Jk 5:8; 1Jn 2:28
  • +1Te 2:19; 5:23; 2Te 2:1

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/1/1987, p. 11

Dikan-teny Hafa

Tsindrio ny andininy iray raha te hijery andininy mifanitsy aminy.

Ankapobeny

1 Tes. 3:1As 17:15
1 Tes. 3:2As 16:1; Ro 16:21; 1Ko 16:10
1 Tes. 3:2Mt 24:14; 2Te 1:8; Ap 14:6
1 Tes. 3:3As 14:22; Ef 3:13
1 Tes. 3:31Ko 4:9; 1Pe 2:21
1 Tes. 3:42Te 2:5
1 Tes. 3:4As 20:23
1 Tes. 3:41Te 2:14
1 Tes. 3:51Te 3:2
1 Tes. 3:5Mt 4:3; 1Ko 7:5; 2Ko 11:3
1 Tes. 3:51Ko 15:58; Ga 4:11; Fi 2:16
1 Tes. 3:6As 18:5
1 Tes. 3:6Ro 13:8; Jk 2:8; 1Pe 1:22
1 Tes. 3:6Fi 1:8
1 Tes. 3:72Ko 7:6
1 Tes. 3:72Te 1:4
1 Tes. 3:8Ro 11:20; 1Ko 15:1; Fi 4:1
1 Tes. 3:9Fi 2:2
1 Tes. 3:102Ti 1:3
1 Tes. 3:102Te 1:3; Jd 20
1 Tes. 3:112Te 2:16
1 Tes. 3:122Te 1:3
1 Tes. 3:121Te 4:9; 2Pe 1:7
1 Tes. 3:131Ko 1:8; Fi 1:10
1 Tes. 3:13Jk 5:8; 1Jn 2:28
1 Tes. 3:131Te 2:19; 5:23; 2Te 2:1
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hamaky Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao (nwt)
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
1 Tesalonianina 3:1-13

1 Tesalonianina

3 Koa rehefa tsy zakanay intsony ny tsy nahita anareo, dia naleonay nilaozana ho irery tany Atena+ izahay, 2 ka nirahinay i Timoty,+ rahalahinay sady mpanompon’Andriamanitra mitory ny vaovao tsara+ momba an’i Kristy, mba hanatanjaka anareo sy hampahery anareo hanamafy ny finoanareo. 3 Amin’izay dia tsy hisy aminareo ho voahozongozon’izao fahoriana izao.+ Fantatrareo tsara mantsy fa efa voatendry ho amin’izany isika.+ 4 Fony teo aminareo koa izahay, dia matetika no nilaza mialoha+ taminareo fa tsy maintsy hampahorina isika.+ Ary izany tokoa no nitranga, araka ny efa fantatrareo.+ 5 Izany indrindra no antony nanirahako azy rehefa tsy zakako intsony ny tsy nahita anareo, mba hahalalako raha mbola tsy mivadika ianareo,+ sao mantsy naka fanahy anareo ilay Mpaka fanahy,+ ka ho very maina ny asa mafy nataonay.+

6 Fa vao izao mihitsy i Timoty no tonga atỳ aminay rehefa avy tany aminareo,+ ka nitondra ny vaovao tsara momba ny tsy fivadihanareo sy ny fitiavanareo.+ Nilaza koa izy fa mbola misy fahatsiarovana tsara momba anay foana ao aminareo, ka manina anay ianareo, toa anay aminareo koa.+ 7 Izany, ry rahalahy, no antony nahazoanay fampiononana+ noho ny aminareo, na eo aza ny fahantranay sy ny fahorianay rehetra, satria tsy mivadika ianareo.+ 8 Velombelona mantsy izahay ankehitriny raha mafy orina ao amin’ny Tompo ianareo.+ 9 Koa fisaorana manao ahoana no hatolotray an’Andriamanitra, ho valin’ny fifaliana rehetra iravoravoanay+ noho ny aminareo, eo anatrehan’Andriamanitsika? 10 Mbola mitalaho+ fatratra, andro aman’alina koa izahay, mba hifanatri-tava aminareo sy hameno ny tsy ampy amin’ny finoanareo.+

11 Koa enga anie ilay Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Tompontsika+ hitarika soa aman-tsara ny dianay ho any aminareo! 12 Ary enga anie ny Tompo hampitombo+ be tokoa ny fifankatiavanareo sy ny fitiavanareo ny olona rehetra,+ tahaka ny itomboan’ny fitiavanay anareo koa! 13 Amin’izay dia hohatanjahiny sy hataony tsy misy tsiny+ ny fonareo, raha ny amin’ny fahamasinana eo anatrehan’Andriamanitra Raintsika, rehefa hanatrika+ i Jesosy Tompontsika, miaraka amin’ny olony masina rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara