FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 35:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, dia avy eo i Simeona, Levy, Joda, Isakara, ary Zebolona.

  • 1 Tantara 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Voasoratra anarana etsy ambany ny zanakalahin’i Robena+ lahimatoan’i Israely. Izy no lahimatoa, saingy nandoto* ny fandrianan’ny rainy+ izy, ka nomena ny zanak’i Josefa,+ zanak’i Israely, ny zony amin’ny maha lahimatoa. Tsy voasoratra ao amin’ny tetirazana* àry hoe manana ny zon’ny lahimatoa izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara