Nomery 26:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ireto no taranak’i Dana,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Sohama ny Sohamita. Ireo no fianakavian’i Dana, araka ny fianakaviany avy.
42 Ireto no taranak’i Dana,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Sohama ny Sohamita. Ireo no fianakavian’i Dana, araka ny fianakaviany avy.