10 Mahazo mipetraka ao Gosena ianao,+ dia mba eo akaikiko eo foana ianao, sy ny zanaka aman-jafinao, sy ny ondrinao, sy ny ombinao, ary izay rehetra anananao.
47Dia lasa i Josefa ka nilaza tamin’i Farao hoe:+ “Tonga avy any Kanana ny raiko sy ny rahalahiko, miaraka amin’ny ondriny sy ny ombiny ary ny fananany rehetra. Ao Gosena ry zareo izao.”+