Genesisy 31:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Efa 20 taona aho izao no nipetraka tao aminao, nefa tsy mba nisy an’izany hoe tsy nahavanona anaka izany mihitsy ny ondry aman’osinao.+ Tsy mba nisy nohaniko mihitsy koa ny ondrilahinao.
38 Efa 20 taona aho izao no nipetraka tao aminao, nefa tsy mba nisy an’izany hoe tsy nahavanona anaka izany mihitsy ny ondry aman’osinao.+ Tsy mba nisy nohaniko mihitsy koa ny ondrilahinao.