FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 46:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Izaho mihitsy no hidina hiaraka aminao any Ejipta, ary izaho koa no hitondra anao hiverina avy any.+ Ny tanan’i Josefa no hanakimpy ny masonao rehefa maty ianao.”*+

  • Genesisy 47:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Rehefa akaiky ho faty i Israely,+ dia nantsoiny i Josefa zanany ka noteneniny hoe: “Raha mba mety aminao, dia ataovy ato ambany feko ny tananao. Dia asehoy hoe tena tia ahy ianao sady tsy mivadika amiko, ary hitana ny teninao amiko. Miangavy anao aho mba tsy handevina ahy eto Ejipta.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara