Genesisy 31:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Efa 20 taona aho izao no nipetraka tao an-tranonao. Dia nanompo anao 14 taona aho mba hahazoako ny zanakao roa vavy, ary 6 taona kosa mba hahazoako anjara tamin’ny ondry aman’osinao. Efa novanao impolo anefa ny karamako.+ Hosea 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nandositra nankany amin’ny faritr’i* Arama*+ i Jakoba.Nanompo tany i Israely+ mba hahazoana vady.+Te hahazo vady izy ka niandry ondry.+
41 Efa 20 taona aho izao no nipetraka tao an-tranonao. Dia nanompo anao 14 taona aho mba hahazoako ny zanakao roa vavy, ary 6 taona kosa mba hahazoako anjara tamin’ny ondry aman’osinao. Efa novanao impolo anefa ny karamako.+
12 Nandositra nankany amin’ny faritr’i* Arama*+ i Jakoba.Nanompo tany i Israely+ mba hahazoana vady.+Te hahazo vady izy ka niandry ondry.+