FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 27:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Taorian’izay, dia nitana lolompo tamin’i Jakoba i Esao noho ilay tsodrano nomen’ny rainy azy.+ Hoy foana izy anakampo: “Efa kely sisa izao dia ho tonga ny andro hisaonana an’i Dada.+ Dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko aorian’izay.”

  • Genesisy 32:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mba vonjeo+ tsy ho azon’ny tanan’i Esao rahalahiko re aho e, fa matahotra azy aho! Sao mantsy izy ho tonga hanafika ahy+ sy ireto zaza ireto sy ny reniny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara