Genesisy 31:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tamin’ny farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Jakoba: “Miverena any amin’ny tanin’ny razambenao sy any amin’ny havanao,+ fa hanampy anao foana aho.” Genesisy 31:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izaho ilay Andriamanitra niseho taminao tao Betela,+ teo amin’ilay toerana nasianao an’ilay tsangambato nohosoranao menaka sy ilay toerana nanaovanao voady tamiko.+ Mialà eto amin’ity tany ity, ka miverena any amin’ny tany nahaterahanao.’”+
3 Tamin’ny farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Jakoba: “Miverena any amin’ny tanin’ny razambenao sy any amin’ny havanao,+ fa hanampy anao foana aho.”
13 Izaho ilay Andriamanitra niseho taminao tao Betela,+ teo amin’ilay toerana nasianao an’ilay tsangambato nohosoranao menaka sy ilay toerana nanaovanao voady tamiko.+ Mialà eto amin’ity tany ity, ka miverena any amin’ny tany nahaterahanao.’”+