1 Mpanjaka 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nanorina* an’i Sekema,+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, i Jeroboama ka nipetraka tany. Ary niala tany izy, ka naoriny* i Penoela.+
25 Nanorina* an’i Sekema,+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, i Jeroboama ka nipetraka tany. Ary niala tany izy, ka naoriny* i Penoela.+