Genesisy 30:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary bevohoka indray i Lea ka niteraka zazalahy fahenina tamin’i Jakoba.+ Genesisy 30:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary niteraka zazavavy izy taorian’izay, ka nataony hoe Dina+ ny anarany. Genesisy 46:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ireo no zanakalahin’i Lea naterany tamin’i Jakoba tany Padana-arama, ankoatra an’i Dina zanany vavy.+ Nisy 33 ny taranany rehetra avy amin’i Lea.*
15 Ireo no zanakalahin’i Lea naterany tamin’i Jakoba tany Padana-arama, ankoatra an’i Dina zanany vavy.+ Nisy 33 ny taranany rehetra avy amin’i Lea.*