-
Genesisy 49:5-7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 “Mpirahalahy i Simeona sy Levy,+ ary nentiny nisetrasetra ny fitaovam-piadiany.+ 6 Enga anie aho tsy hinamana amin’izy ireo! Enga anie ianao tsy hivorivory miaraka amin’ireo, ry voninahitro!* Fa tezitra be izy ireo ka namono olona,+ sady fahafinaretana ho azy ny nanapaka ny hoza-tongotry ny omby. 7 Ho voaozona anie ny hatezeran’izy ireo, satria nahatonga azy hasiaka sy ho tia mampijaly!+ Aleo izy ireo haparitako any amin’ny tanin’i Jakoba sy any amin’ny tanin’ny Israely.+
-