Jeremia 31:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niseho tamiko avy lavitra i Jehovah, ka nilaza hoe: “Fitiavana mandrakizay no itiavako anao. Izany no nahatonga ahy hitaona anao hanatona ahy, satria tia anao sy tsy mivadika aminao aho.+ Fitomaniana 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+ Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iza no Andriamanitra hoatr’anao,Izay mamela fahadisoana sy mamela ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay ianao,Satria mahafinaritra anao ny maneho fitiavana sy tsy mivadika.+
3 Niseho tamiko avy lavitra i Jehovah, ka nilaza hoe: “Fitiavana mandrakizay no itiavako anao. Izany no nahatonga ahy hitaona anao hanatona ahy, satria tia anao sy tsy mivadika aminao aho.+
22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+
18 Iza no Andriamanitra hoatr’anao,Izay mamela fahadisoana sy mamela ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay ianao,Satria mahafinaritra anao ny maneho fitiavana sy tsy mivadika.+