14 “Voaozona izay fetsifetsy fa biby misy tsininy no ataony sorona ho an’i Jehovah rehefa mivoady, nefa izy mba manana biby tsy manan-kilema ihany ao amin’ny andiam-bibiny. Fa Mpanjaka tena miavaka aho,+ ary hatahoran’ireo firenena sy hohajainy ny anarako”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.