FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 15:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Tamin’ny mbola tany an-tany efitra ny Israelita, dia nahita lehilahy naka kitay tamin’ny andro sabata.+

  • Nomery 15:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Tsy maintsy vonoina ho faty ilay lehilahy,+ ka hitora-bato azy eny ivelan’ny toby ny vahoaka manontolo.”+

  • Deoteronomia 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny tanan’ireo vavolombelona no hamono azy voalohany, dia izay vao ny tanan’ny olona rehetra. Esory eo aminao ny ratsy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara