FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 18:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia namaly i Mosesy hoe: “Satria tonga eto amiko foana ny vahoaka mba hanontany an’Andriamanitra. 16 Rehefa misy raharaha tsy mampifanaraka azy ireo, dia entiny eto amiko ilay izy. Dia tsy maintsy mitsara ny andaniny sy ny ankilany aho, ary ampahafantariko azy ireo ny didin’ilay tena Andriamanitra sy ny lalàny.”+

  • Eksodosy 33:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Niresaka nifanatrika tamin’i Mosesy i Jehovah,+ hoatran’ny olona roa mifampiresaka. Rehefa niverina nankany an-toby i Mosesy, dia tsy niala tao amin’ilay tranolay i Josoa+ zanak’i Nona. Mpanompon’i Mosesy izy io sady mpanampy azy.+

  • Levitikosy 24:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Niteny ratsy sy nanozona an’ilay Anarana* io zanaka vehivavy israelita io.+ Koa nentina tany amin’i Mosesy izy.+ Selomita no anaran-dreniny, ary zanakavavin’i Dibry avy amin’ny fokon’i Dana izy io. 12 Nambenana ilay lehilahy, mandra-pahafantatra mazava tsara hoe inona ny fanapahan-kevitr’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara