FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 28:3-8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Lazao aminy hoe: ‘Izao no fanatitra atao anaty afo hatolotrareo ho an’i Jehovah: Ondrilahy kely roa tsy misy kilema herintaona avy, ho fanatitra dorana atolotra tsy tapaka.+ 4 Hatolotrao amin’ny maraina ny ondrilahy kely iray, fa ny iray kosa amin’ny takariva.*+ 5 Ny ondrilahy tsirairay dia hampiarahina amin’ny fanatitra varimbazaha, izany hoe lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha,* afangaro menaka ampahefatry ny hina* avy amin’ny oliva voatoto.+ 6 Fanatitra dorana atolotra tsy tapaka izany,+ araka ny didy nomena teo amin’ny Tendrombohitra Sinay, mba ho hanitra mahafinaritra,* ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. 7 Hampiarahina amin’ny fanatitra zava-pisotro ampahefatry ny hina koa ny ondrilahy tsirairay.+ Dia araraho ho an’i Jehovah eo amin’ny toerana masina ilay fanatitra zava-pisotro misy alkaola. 8 Ary atolory amin’ny takariva* ny ondrilahy kely iray, dia ampiaraho amin’ny fanatitra varimbazaha mitovy amin’ilay atao amin’ny maraina, sy ny fanatitra zava-pisotro mitovy amin’ilay teo aloha, mba ho fanatitra atao anaty afo ka ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara