-
Levitikosy 22:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Tsy tokony ho jamba izay biby atao fanatitra, ary tsy tokony ho tapa-taolana, na maratra, na misy votsy, na misy aretin-koditra manako-pery na mamariparitra boribory. Tsy azo atolotra ho an’i Jehovah na atao eo ambony alitara ho an’i Jehovah ny biby hoatr’izany.
-