FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 26:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Hatao antsapaka anefa ny fizarana ny tany,+ ary tokony ho arakaraka ny anaran’ny fokon’ny fianakaviambeny no hahazoany ny lovany.

  • Nomery 33:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Dia zarao isaky ny foko sy fianakaviana ilay tany, ka ataovy antsapaka.+ Tokony hataonareo ngeza kokoa ny an’izay foko lehibe kokoa, fa hatao kely kokoa ny an’izay foko kely kokoa.+ Izay tany azon’ny foko tsirairay amin’ny antsapaka no ho lasa lovany. Ary araka ny fokon’ny razambenareo no hahazoanareo tany ho anjara lovanareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara