Nomery 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny zanakalahin’i Kehata, araka ny fianakaviany avy, dia i Amrama, Jizara, Hebrona, ary Oziela.+ Nomery 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Avy tamin’i Kehata ny fianakavian’ny Amramita, ny fianakavian’ny Jizarita, ny fianakavian’ny Hebronita, ary ny fianakavian’ny Ozielita. Ireo no fianakavian’ny Kehatita.+
27 Avy tamin’i Kehata ny fianakavian’ny Amramita, ny fianakavian’ny Jizarita, ny fianakavian’ny Hebronita, ary ny fianakavian’ny Ozielita. Ireo no fianakavian’ny Kehatita.+