Genesisy 29:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Vao mainka hiraiki-po amiko izao ny vadiko, satria efa telo lahy no naterako taminy.” Natao hoe Levy*+ àry ny anarany. Genesisy 46:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny zanakalahin’i Levy+ dia i Gersona sy Kehata ary Merary.+ Nomery 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Alaiko avy amin’ny Israelita ny Levita, mba ho solon’ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita.+ Dia ho ahy ny Levita,
34 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Vao mainka hiraiki-po amiko izao ny vadiko, satria efa telo lahy no naterako taminy.” Natao hoe Levy*+ àry ny anarany.
12 “Alaiko avy amin’ny Israelita ny Levita, mba ho solon’ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita.+ Dia ho ahy ny Levita,