FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 24:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “‘Didim-pitsarana iray ihany no hampiharina aminareo, na vahiny na teratany.+ Izaho mantsy no Jehovah Andriamanitrareo.’”

  • Deoteronomia 31:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Vorio daholo ny vahoaka,+ dia ny lehilahy, ny vehivavy, ny ankizy,* ary ny vahiny mipetraka ao an-tanànanareo.* Dia amin’izay izy ireo hihaino sy hianatra momba an’i Jehovah Andriamanitrareo ary hatahotra azy, ka hanaraka tsara an’izay rehetra voalazan’ity Lalàna ity.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara