Genesisy 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gomera,+ Magoga,+ Maday, Javana, Tobala,+ Meseka,+ ary Tirasa.+ Genesisy 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny zanakalahin’i Javana dia i Elisaha,+ Tarsisy,+ Kitima,+ ary Dodanima. Ezekiela 27:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hazo oaka avy any Basana no nanaovany fivoy ho anao,Ary hazo siprey voaravaka ivoara avy any amin’ny nosy Kitima+ no nanaovany ny lohan-tsambo.
6 Hazo oaka avy any Basana no nanaovany fivoy ho anao,Ary hazo siprey voaravaka ivoara avy any amin’ny nosy Kitima+ no nanaovany ny lohan-tsambo.