FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Rehefa manao fanisam-bahoaka ianao ka manisa ny zanak’Israely,+ dia tsy maintsy manome ho an’i Jehovah ny vidin’ny fanavotana ny ainy ny tsirairay amin’ny fotoana hanaovana an’ilay fanisana. Amin’izay dia tsy hisy loza hanjo azy ireo, rehefa soratana ny anaran’izy ireo.

  • Eksodosy 38:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Araka ny sekely fampiasa ao amin’ny toerana masina* no namaritana ny antsasaky ny sekely nomen’ny tsirairay, dia ny lehilahy rehetra anisan’ireo voasoratra anarana, izay 20 taona no ho miakatra.+ Nisy 603 550 ireo lehilahy ireo.+

  • Nomery 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Isao+ ny vahoaka manontolo, dia ny Israelita,* ka isao tsirairay* araka ny fianakaviany, sy araka ny fianakaviambeny, ary araka ny lisitry ny anaran’ny lehilahy rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara