Deoteronomia 32:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Tsy hoe teny tsy misy dikany mantsy ireo aminareo, fa iankinan’ny ainareo.+ Ireo teny ireo koa no hahela velona anareo, eo amin’ilay tany halainareo ho fanananareo eny ampitan’i Jordana.”
47 Tsy hoe teny tsy misy dikany mantsy ireo aminareo, fa iankinan’ny ainareo.+ Ireo teny ireo koa no hahela velona anareo, eo amin’ilay tany halainareo ho fanananareo eny ampitan’i Jordana.”