10 Aza otazana koa ny voaloboka tavela eny amin’ny tanimboalobokareo, ary aza tsimponina ny voaloboka miparitaka eny amin’ny tanimboalobokareo. Tokony havela ho an’ny mahantra*+ sy ny hafa firenena monina eo aminareo ireny. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.