FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 16:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa nankao aminy ireo andrianan’ny Filistinina, dia niteny taminy hoe: “Fetseo* izy+ ka fantaro hoe inona no mahatonga azy hatanjaka be. Ezaho fantarina koa hoe ahoana no handresenay sy hamatoranay azy mba ho voafehinay izy. Dia samy hanome anao volafotsy 1 100 sekely avy izahay.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara