FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 15:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary hoy i Samsona tamin’izy ireo: “Raha izany no ataonareo, dia tsy hijanona mihitsy aho raha tsy vitako ny mamaly an’izay nataonareo.”+ 8 Dia novonoiny tsirairay izy ireo,* ary be dia be no maty. Nidina izy avy eo ka nipetraka tao anaty lava-bato, tany amin’ny harambato atao hoe Etama.

  • Mpitsara 15:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nahita valanoranon’ampondralahy izy, ary mbola mando ilay taolana tamin’izay. Dia nalainy ilay izy, ka namono 1 000 lahy tamin’iny izy.+ 16 Ary hoy i Samsona:

      “Valanoranon’ampondra iray no nanaovako antontany iray, antontany roa!

      Valanoranon’ampondra iray no namonoako 1 000 lahy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara