23 Fa manota mitovy amin’ny olona manao sikidy+ ihany ny olona mikomy,+ ary mitovy amin’izay mampiasa herin’ny maizina sy manompo sampy ihany izay sahisahy ratsy. Noho ianao tsy niraharaha ny tenin’i Jehovah,+ dia tsy ekeny ho mpanjaka intsony ianao.”+