1 Samoela 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nasain’i Saoly niala tao aminy àry i Davida, ka notendreny ho lehiben’ny arivo. Ary nitarika ny miaramila tany an’ady*+ i Davida.
13 Nasain’i Saoly niala tao aminy àry i Davida, ka notendreny ho lehiben’ny arivo. Ary nitarika ny miaramila tany an’ady*+ i Davida.