1 Samoela 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tafangona koa i Saoly sy ny lehilahy israelita, ka nitoby teo amin’ny Lohasahan’i* Elaha.+ Dia nilahatra hiady tamin’ny Filistinina izy ireo. 1 Samoela 17:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Resin’i Davida àry ilay Filistinina. Pilotra sy vato no nampiasainy mba hamelezana azy. Vitan’i Davida ny namono azy ho faty, nefa tsy nisy sabatra teny an-tanany.+
2 Tafangona koa i Saoly sy ny lehilahy israelita, ka nitoby teo amin’ny Lohasahan’i* Elaha.+ Dia nilahatra hiady tamin’ny Filistinina izy ireo.
50 Resin’i Davida àry ilay Filistinina. Pilotra sy vato no nampiasainy mba hamelezana azy. Vitan’i Davida ny namono azy ho faty, nefa tsy nisy sabatra teny an-tanany.+