Salamo 56:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Rehefa matahotra aho,+ dia miantehitra aminao.+ Salamo 56:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miafina izy ireo mba hanafika ahy;Arahiny maso daholo ny diako,+Satria te hamono ahy* izy ireo.+