1 Samoela 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Enga anie i Jehovah no ho mpitsara ka hitsara ahy sy ianao! Dia handinika izy ka hiaro ahy,+ ary hitsara ahy sy hamonjy ahy eo an-tananao.” Salamo 35:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Jehovah ô, arovy amin’ireo manohitra ahy aho;+Miadia amin’ireo miady amiko.+
15 Enga anie i Jehovah no ho mpitsara ka hitsara ahy sy ianao! Dia handinika izy ka hiaro ahy,+ ary hitsara ahy sy hamonjy ahy eo an-tananao.”