-
Salamo 27:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Na misy miady amiko aza,
Dia mbola hatoky an’Andriamanitra ihany aho.
-
-
Salamo 118:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nanodidina ahy izy ireny, eny, voahodidina tanteraka aho;
Tamin’ny anaran’i Jehovah anefa
No nanoherako azy ireny.
-