FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Hataony fahirano ianao ka hohidiany ao amin’ny tanànanao* rehetra manerana ny taninao, mandra-pirodan’ny mandanao, dia ireo manda avo sy voaro mafy itokisanao. Hataony fahirano tokoa ianao ao amin’ny tanànanao rehetra manerana an’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • 1 Mpanjaka 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary novorin’i Beni-hadada+ mpanjakan’i Syria+ ny tafiny rehetra, sy ny mpanjaka 32 hafa niaraka tamin’ny soavalin’izy ireo sy ny kalesiny. Dia niakatra izy ka nanao fahirano+ an’i Samaria+ mba hiady taminy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara